HAFATR' ANDRIAMANITRA HO AN' NY FIRENENA MALAGASY
izay nampitondrain' ANDRIAMANITRA tamin' i Mama Volahavana Germaine Nenilava (1918-1998), Taranaka Ampanjaka Antemoro, Raiamandreny ara-panahy, Mpaminany ho an' ny firenena, hoe :
"...HO HAJORON' ANDRIAMANITRA ETO MADAGASIKARA NY FANJAKA-PISORONA SY NY FIRENENA MASINA
ARY NY SITRAPON' ANDRIAMANITRA NO HATAO ETO FA TSY NY SITRAPON' OLOMBELONA
ARY MADAGASIKARA HO LASA FIRENENA MAHERY, HO LOHANY FA TSY HO RAMBONY, AMBONY FA TSY AMBANY, ARY HAMPINDRANA FA TSY HINDRANA INTSONY...".
Antananarivo vohitra masina, faha-08 Septambra 2026.
Hoy Ny Mpanjaka Ndriana RABARIOELINA,
avy amin' ny Lahimatoan' Imerina,
Lehiben' ny Fianakaviamben' ny Andriana Merina,
Lehiben' ny Fianakaviamben' ny Mpanjaka eto Madagasikara.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire
Remarque : Seul un membre de ce blog est autorisé à enregistrer un commentaire.